Hanoratra tatitra vaovao |
Hanjohy tatitra efa misy |
|
Manome laharana mena tsy fantatra anarana sy tsiambaratelo ho an’ny rafi-pikambanana maneran-tany.
Ny tanjon'ny NAVEX dia ny hanao izay hahafahanao mampita amin'ny mpitantana na ny filan-kevi-pitantanan'ny orinasa ny olana na ahiahy mifandray amin'izay hetsika rehetra mifanohitra amin'ny fenitra toavina na tsy ara-dalàna, amin'ny fomba azo antoka sy amim-pahitsiana kanefa manaja ny tsy fitononanao anarana sy ny fihazonana ho tsiambaratelo ny mombamomba anao. Miezaka mafy izahay mba ho tsotra sy mora ampiasaina arak’izay azo atao ny fanaovan-tatitra ny olana sy ny ahiahy amin’ny alalan’ny EthicsPoint™. Ireto vohikala manaraka ireto dia hanoro lalana anao ao anatin’ny fanaovana azy sady hanampy amin’ny fihazonana ny tsiambaratelonao sy ny tsifahafantarana anao amin’ny dingana rehetra. Araho ireto dingana ireto hametrahanao ny tatitrao :
Rehefa lasa ny tatitrao dia homena famoha tatitra ianao. Ny tenimiafina sy ny famoha tatitra dia hahafahanao manjohy ilay tatitrao. |
|